txy_isa_text_reg/02/09.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 9 Hiakohoky gny vahoaky, vo gny olo hilavo; noho zay ka mananga andreo.\v 10 Mandehana agny amin'gny toera feno vato dra mivonia amin'gny tany amin'gny horohoron'i Yaveh vo amin'gny voninahisy gny fiandrianany.\v 11 Gny fiandrandran'gny mason'gny olo dra hahetry, vo reo olo mirehareha dra hitiky, vo Yaveh raiky gny hasandrasy amin'izay andro zay.