1 line
427 B
Plaintext
1 line
427 B
Plaintext
\v 13 Dra namaly Isaia ho: " Tenoy, ry akohonan'i Davida. Sy apy andrareo vahoaky se gny misapa gny faharetan'gny vahoaky? Sy maisy misapa gny faharetan'gny Zagnahariko koa ra handrareo?\v 14 No zeho dra gny Tompo mihisy gny hagnome famatara andrareo: Iho, ho bevoka gny somondrara, hiteraky zaza lelahy, vo hitoka gny agnarany ho Imanoela.\v 15 Hihina rononomandry vo tately izy no fa mahay manda gny rasy vo misafidy gny soa. |