txy_isa_text_reg/11/10.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 10 Amin'zeho andro zeho, dra hisanga manahaky gny fagneva ho an'gny vahoaky gny fotos'i Jese. Hitalia an'ereo firene vo ho be voninahisy gny toera fisaharany.\v 11 Amin'zay andro zay,dra hagnasarosy gny tagnany ndraiky gny Tompo ba hagnery reo sisa tavela amin'gny vahoakiny zay mitoby agny Asyria, Egypta, Patrosa, Kosa, Elama, Sinara, Hamata, vo reo nosin'gny ranomasy.