|
\v 20 Fa hisahasy ereo masiaky, vo hazavo gny mpanirasira. Ereo aby ze tia manao ratsy dra ho foa, \v 21 dra ereo ze mangalaky gny olo ho mpanao ratsy amign' ny alalan' ny zaka. Manobia fandriky honazy ze mikasaky gny rariny eo amign' ny vandy avo gny ereo. |