txy_isa_text_reg/07/07.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 7 Ho gny Tompo Yaveh ho :'' Sy ho tateraky zay; sy hiseho zay, \v 8 akory Damaskosy gny lohan'i Syria, vo Rezina gny lohan'i Daamskosy. Agnatin'gny dimy amby eni-polo tao, dra ho torotoro gny Efraima vo sy ho vahoaky sasy. \v 9 Samaria gny lohan'i Efraima, vo gny zanadahin'i Remalia gny lohan'i Samaria. Gno sy mitoby fatrasy amin'gny finoa handrareo, dra azo antoky fa sy ho voaro.