1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 1 Ia gny nino ze reny boaky taminay, vo tamin'ia gny napisehoa gny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo manahaky gny zana-kazo mandinika teo agnatrehan'i Yaveh izy, vo manahaky gny simoky baky ao amin'gny tany karakay; sy nana hasaran-tarehy mahalasa na famirapirata izy; nofa nahita anazy sika, dra sy nisy hasoa maninto asika tegny. |