txy_isa_text_reg/66/10.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 10 Mifalia mindray amin'i Jerosalema dra mifalia ho anazy, Handrareo aby ze tia anazy; mifalia mindray aminazy, handrareo aby ze malahelo anazy!\v 11 Fa hiteza hanao dra ho afapo; hapiegneny eo amin'ireo nonony hanao; fa hino zeho amin'gny hafenoa vo fahafinaretan'gny voninahiny be hanao.