txy_isa_text_reg/61/10.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 10 Hifaly tateraky amin'i Yaveh zaho; ho ravo ao amin'gny Zagnahariko zaho. Fa Izy gny napisiky anahy tamin'ireo fitafian'gny famonze; napisiky anahy tamin'gny akazo lavan'gny fahamarigna Izy, manahaky gny panpakasy mandravaky gny vatany amin'gny satroky, vo manahaky gny apankary mandravaky gny vatany amin'gny firavakiny. \v 11 Fa manahaky gny tany mapisimoky gny raha misiry ao aminazy, gny hapisirian'i Yaveh fahamarigna vo fisiriria eo agnatrehan'gny firene aby.