txy_isa_text_reg/56/04.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 4 Fa zeho gny zakan'i Yaveh: "Ho an'ireo tandapa ze mitandry reo Sabatako, vo misafidy gny ankasitrahao, dra mita gny fanekeko, \v 5 ho andreo gny hananganako ao am-pasangeko vo ao agnatin'gny fefiko gny sangam-bato ze soa kokoa nohon'gny manan-zanaky lelahy vo zanaky apela. Hagnome andreo sangam-bato maharisy mandrakizay ze sy ho kapay mihisy Zaho.