txy_isa_text_reg/51/17.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 17 fohaza, mifohaza, misangana, ry jerosalema, hanao ze fa nino tamin'gny tagnan'i Yaveh boaky tamin'gny lasetin'gny hahoriany; hanao ze fa nino tamin'gny lasety, hatregny amin'gny faikany ambany amin'gny kapoakin'gny fivembegna. \v 18 Sy misy tamin'ireo zanadahiny aby ze naterany bo hitariky anazy; sy misy tamin'ireo zanadahiny ze nasangany bo hitanta anazy.