1 line
290 B
Plaintext
1 line
290 B
Plaintext
\v 8 Zaho gny Yaveh, zeho gny agnarako; vo gny voninahisisko sy ho zarako amin'gny hafa na gny fisiriria Anahy ho amin'gny sapy voasikosy. \v 9 Ingo, fa lasa gny rah taloha, amizao hagnambara rah vaovao amindrareo Zaho. Mialohan'gny hanomboan'ireo dra hizaka andrareo mahakasiky ireo Zaho." |