txy_isa_text_reg/27/12.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 12 Amin'zay andro zay dra hisy fapihisagna boak'agny amin'gny reniranon'i Efrata ka hatragny amin'gny lohasaha-driakin'i Egypta ze hataonao Yaveh, ry vahoakin'Israely, dra havory hiaraky kiraidraiky.\v 13 Amin'zay andro zay, dra ho sofy gny asiva lahibe; vo ho avy ze rava boak'agny amin'gny tanin'i Asyria, vo ze voaroaky tamin'gny tanin'i Egypta, hagnomia voninahisy an'i Yaveh egny an-tezovohisy masy agny Jerosalema.