txy_isa_text_reg/18/01.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 1 Loza ho an'gny tanin'gny fibisibisik'gny elasy, ze mindray amin'ireo onin'gny Etopia;\v 2 zay mandefa masoivoho amin'gny ranomasy, ao agnaty fanaky taratasy papirosy egny amin'gny rano. Mandehana, handrareo ry iraky malaky fandehana, agny amin'gny firene abo vo malama, agny amin'gny olo matahosy lavisy vo mariny, firene matazaky vo magnosihosy, ze nozarain'gny ony gny taniny.