|
\v 25 Zaho, eka, Zaho, Gny mamono gny fandikan-dalandrareo noho gny Aminahy avo; dra sy hahasiaro gny fahotandrareo sasy Zaho. \v 26 Apasiahivo Anahy ze nitranga. Aoky sika hiaraky hifandahasy; asehoy gny hevisindrareo, fa vasa ho voaporofo ho sy manan-signy handrareo. |