txy_isa_text_reg/63/09.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 9 Tamin'gny fizalian'ereo aby, dra nizaly koa izy, dra namonzy andreo gny anzely lat'eamin'gny fagnatrehany. Amin'gny fitiavany vo gny famindrampony gny namonzeny andreo, dra nanadrasy vo nanday andreo tamin'gny fotoa taloha aby Izy.