txy_isa_text_reg/63/07.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 7 Hagnambara gny asan'gny faneke mahatokin'i Yaveh zaho, reo asa magneva-pisiriria nahin'i Yaveh. Hagnambara ze iaby nahin'i Yaveh ho asika zaho, vo gny haben'gny fanaovan-soany tamin'gny taranak'Israelu. Fa nasehony asika gny fangoraham-pony nohon'gny famindrampony, vo tamin'gny asa maron'gny faneke mahatoky.\v 8 Fa ho izy: " Fa oloko vatany reo, zanaky ze sy bo mena-mivadiky." Nizary Pamonzin'ereo Izy.