txy_isa_text_reg/60/08.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 8 Ia se regny mitily manahaky gny raho, vo manahaky gny voromailala ao amin'gny felofany regny? \v 9 Mitalia Anahy gny tany amoronsiraky, sady mitariky gny sambon'i tarsisy, so handay reo zanakiniha lelahy baoky lavisy, gny volafosiny vo reo volamenany miaraky amin'ereo, ho an'gny agnaran'i Yaveh Zagnahariniha, vo ho an'Gny Masin'Israely, akory fa nagnome voninahisy aniha Izy.