txy_isa_text_reg/60/04.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 4 Magnitia magnodidy dra tazagno. Mindray mivory izy iaby dra avy aminiha eo. Ho avy lat'agny lavisy reo zanadahiniha, dra ho andesy an-sandriny reo zanakapelaniha. \v 5 Dra hagnety hanao dra ho miramira, dra tokony hifaly vo ho safosy gny foniha, akory hararahy aminiha gny hamaroan'gny ranomasy, ho avy aminiha gny haren'ireo firene.