txy_isa_text_reg/59/21.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 21 No gny aminahy, dra zeho gny fanekeko amin'ereo--- ho Yaveh--- gny faganhiko ze ao amin'ereo, vo gny zakako ze napetrako teo am-bavaniha, dra sy hiala amin'gny vavaniha, na hiala amin'gny vavan'ireo zanakiniha, na hiala amin'gny vavan'ireo zafiniha--- ho Yaveh--- manomboky zeho dra ho mandrakizay."