txy_isa_text_reg/59/17.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 17 Mitafy fahamarigna ho saron-tratra Izy vo garo-loha famonze eo amin'gnylohany. Nitafy akazo vaalifaty izy dra nanao gny zoto-po ho aron'akazo. \v 18 Nivaliany noho ze vitany ereo, dra fisara feno hahoria amin'gny rafiny, famalia ho an'gny fahavalony, vo fatrokafa ho valim-pitian'ireo.