txy_isa_text_reg/58/13.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 13 No ahy ho magnavio gny tombiniha hila amin'gny fanaova dia amin'gny andro Sabata hanao, vo hiala amin'gny fanaova gny fahafinaretaniha manoka amin'gny androko masy. No ahy ho mitoka gny Sabata ho sitraky, sady mitoka gny raharahan'i Yaveh ho masy vo manan-kaza hanao. No ahy ho magnaza gny Sabata amin'gny fahafoiza gny raharahaniha manoka hanao, vo amin'gny sy fitaliava gny fahafinaretaniha manoka vo amin'gny sy fizaka gny zakaniha manoka.