txy_isa_text_reg/58/06.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 6 Sy zeho se gny fifadia safiliko: Gny hagnafaky gny famatoran'gny faharasia, gny hamaha gny talin'gny zioga, gny hagnafaky reo torotoro, gny hanapaky gny zioga aby? \v 7 Sy gny hizara gny mofoniha amin'gny resy vo handay reo mahantra vo reo sy manan-kelofa ho ao am-pasangeniha se?" Nofa mahita olo miborida hanao, dra tokony hapitady annazy; sady dy tokony hagnavony gny vataniha amin'ireo havaniha avo hanao.