txy_isa_text_reg/58/01.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 1 " Mitomagnia fatrasy; ka tana. Asodroto manahaky gny asiva gny feoniha. Atrefo amin'gny fikomiany gny oloko, vo amin'gny fahotany gny hasaveregnan'i jakoba. \v 2 Fe mbo mitalia anahy isan'andro ereo dra finarisy amin'gny fahalala gny lalako, manahaky gny firene ze nanao gny fahamarigna sady sy nahafo gny lalagnan'gny Zagnaharin'ereo. Mangataky fisara mary aminahy ereo; finarisy amin'gny fihevera gny fagnakekezan'Agnahary ereo.