txy_isa_text_reg/57/07.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 7 Nagnoma gny fandriandrareo tagny an-tendrombohisy aby handrareo; niakast tagny koa handrareo so hanolosy reo soro. \v 8 Tao ivihon'gny varavara vo gny tolam-batrangara gny nametrahandrareo reo famatarandrareo. Handrareo dra nilefa nanenga Anahy, napitazaky gny vatandrareo, dra niakasy; napihanzaky gny fandriandrareo. Nanao faneke tamin'ereo handrareo; nitia gny fandrian'ereo handrareo; nahita gny farisy saro-padiny handrareo.