txy_isa_text_reg/57/05.txt

1 line
223 B
Plaintext

\v 5 Magnafana gny vatandrareo amin'gny fiaraha matory eo ambanin'gny hazo terebinta, ambanin'gny ahi-maiso aby handrareo. Handrareo ze mamono gny zanandrareo eo amin'gny renirano maiky, eo ambanin'gny sefasefakin'gny vato.