txy_isa_text_reg/57/03.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 3 Fa nagnato eto, handrareo zanaky gny pagnandro, zanaky gny pizangazanga vo gny apela ze fa niavrosy gny vatany.\v 4 Ia gny magneso amin-kafalia andrareo? Amin'ia gny anokafandrareo vava vo hitrangandrareo lela? Sa ra sy zanaky pikomy, zanaky pamitaky handrareo?