txy_isa_text_reg/55/03.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 3 Atongilagno gny sofindrareo dra magnatogna aminahy atiky! Mitenoa, dra ho velo handrareo. Hanao faneke mandrakizay amindrareo Zaho: gny tokiako, fitiava mahatoky napagnatenay an'i Davida. \v 4 Ingo, fa nahiko amin'gny toerany manahaky gny vavolombelo ho an'ireo firene izy, manahaky gny pitariky vo pibeko hoan'gny vahoaky.