txy_isa_text_reg/54/13.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 13 Dra i Yaveh gny hapianasy reo zanadrareo aby, dra ho lahibe gny fiadagnan'ireo zanandrareo. \v 14 Amin'gny fahamarigna gny hagneregnako andrareo amin'gny laoniny. Sy hiay fagnitrifa sasy handrareo, dra sy hatahosy handrareo, sady sy hisy ndre ino ndre ino mapitahosy ho avy eo agnilandrareo.