txy_isa_text_reg/54/11.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 11 Handrareo ory, afotofoton'gny tafio-drivosy sady dy mana fapionona, ingo, ho ahiko amin'gny vatosoa gny rarivatondrareo, vo amin'gny safira gny hametrahako gny fotosindrareo. \v 12 Hahiko robina reo tilikambondrareo vo amin'gny vato mamirapirasy gny vavahadindrareo, vo gny fefindrareo agny iveny amin'gny vato soa tarehy.