txy_isa_text_reg/54/09.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 9 Fa zehi dra manhaky gny tondran-dranon'i Noa Aminahy: manahaky gny nifatako fa gny tondran-dranon'i Noa dra handalo amin'gny tany sasy, gny hifatako fa sy ho roy amindrareo na hizaka fatrasy andrareo Zaho. \v 10 Ndre hilavo aza reo tendrombohisy ndre koa hiozongozo aza reo havoa, gny fitiavako sy miova koa dra sy hiodiky amindrareo , na gny fiadagnako manhatoky ho voaozongozo--- ho i Yaveh, ze mamindra fo andrareo.