\v 4 Ka matahosy fa sy ho megnasy handrareo, na kivy fa sy ho afa-baraka handrareo; hagnaligno gny hegnasy gny hatanorandrareo vo gny fahafaham-barakan'gny fanenga andrareo handrareo.