txy_isa_text_reg/53/10.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 10 Fa sitrapon'Yaveh ho hamotiky anazy vo hanao anazy ho mararyy. Nofa nahiny ho soro ho an'gny fahota gny ainy, dra hahita gny firokafany izy, hagnalava gny androny izy, vo gny tanzon'i Yaveh dra ho tateraky amin'gny alalany.\v 11 Afaran'gny fizaliany teo amin'gny fiaignany, dra hahita fahazava izy dra ho afa-po amin'gny fahalalany. Gny panopoko mary gny hagnamary gny maro; handay gny helok'ereo.