txy_isa_text_reg/53/08.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 8 Tamin'gny faneritere vo fisara gny niapanga anazy; ia amin'iho taranaky iho gny bo mieriserisy gny mahakasiky anazy? Fa naringa tamin'gny tanin'gny velo izy; noho reo fandikan-dalan'gny oloko dra nahy teo amin'gny fagnatrokafa. \v 9 Nahin'ereo nindraytamin'ireo malaso manan-kare gny fahafatesany, ndre dra sy nanao herisetry aza izy, na nisy fitaky aza teo asogniny.