txy_isa_text_reg/53/01.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 1 Ia gny nino ze reny boaky taminay, vo tamin'ia gny napisehoa gny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo manahaky gny zana-kazo mandinika teo agnatrehan'i Yaveh izy, vo manahaky gny simoky baky ao amin'gny tany karakay; sy nana hasaran-tarehy mahalasa na famirapirata izy; nofa nahita anazy sika, dra sy nisy hasoa maninto asika tegny.