txy_isa_text_reg/52/13.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 13 Ingo, hiasa am-pahendre gny panopoko; ho ambony sady hisondrosy izy, dra abo loasy. \v 14 Fa manahaky gny nigagan'gny maro taminiha--- dra simba loasy sy sahala gny an'olombelo gny tarehiny, dra sy hita sahala gny olombelo sasy gny tarehiny.