txy_isa_text_reg/52/11.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 11 Miala, miala, miboaha teto; ka mikasiky raha maloto; miala agnivo teo; diovy gny vatandrareo, handrareo ze manday gny fanak'i Yaveh. \v 12 Fa sy tapoky gny hiboahandrareo, na tahosy gny hialandrareo; akory Yaveh dra handeha hialoha andrareo; vo gny Zagnaharin'Israely gny ho vodi-lalandrareo.