txy_isa_text_reg/52/09.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 9 Mindresa mihoby hiram-pifalia, handrareo ry ravan'i Jerosalema; fa Yaveh dra fa napahery gny olony; fa nagnavosy an'i Jerosalema Izy. \v 10 Fa napiseho gny sandriny masy teo amason'gny firene aby Yaveh; hahita gny famonzen'gny Zagnaharisika gny tany aby.