txy_isa_text_reg/52/07.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 7 Endrey gny hasaon'gny tombok'ireo panday hafasy egny an-tendrombohisy ze manday vaovao soa, ze magnambara fiadagna, ze manday zaka mahafaly, ze magnambara famonze, ze mizaka amin'i Ziona ho: " Manzaka gny Zagnaharindrareo!" \v 8 Tenoy, manondrosy gny feony reo piambinoha, mindray mikoraky fifalia ereo, akory hahita gny fiheregnan'i Yaveh agny amin'gny Ziona ereo, gny mason'ereo aby.