txy_isa_text_reg/51/09.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 9 MIfohaza, mifohaza, tafio hery gny vatandrareo, dra gny sandrin'i Yaveh. Mifohaza manahaky gny tamin'gny andro taloha, gny taranaky tamin'gny fotoa taloha. Sy hanao se gny nagnisakisaky an-dRahaba, hanao ze nandefo gny dragnona? \v 10 Sy Hanao se gny nandrisy gny ranomasy, gny ranon'gny laliky vatany, vo manao gny fagnambanian'gny ranomasy ho lalam-pamonze so handalova?