txy_isa_text_reg/51/03.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 3 Eka, Yaveh gny hapiegny an'i Ziona; hapiegny reo toerany banga IZy; gny tany efisiny nahiny manahaky an'i Edena, gny tany karakainy eo agnilan'gny Ony Lohasahan'i Jordana hanahaky gny zaridain'i Yaveh; faharavoravoa vo fifalia gny hiata aminazy ao, fisora, vo feon'gny fihira.