\v 11 Ingo, handrareo aby ze mandrehisy afo; ze mivasy fagnilo; mandehana amin'gny hazavan'gny afondrarao vo amin'gny afo ze fa narehisindrareo. Zeho gny fa nirambesindrareo boaky aminahy, dra handriandrareo egny amin'gny toeran'gny fanhararia.