txy_isa_text_reg/50/08.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 8 Izy ze hagnamary anahy dra akekiko eo. Ia gny hanohisy anahy? Ndao sika hisanga dra hifagnatriky. Ia gny piapanga anahy? aoky izy hagnriny anahy. \v 9 Ingo, gny Tompo Yaveh gny hagnapy anahy. Ia gn hagnameloky anahy? Ingo, izy aby reo ho driasy manahaky gny akazo, gny kalalao gny hihina andreo.