txy_isa_text_reg/50/01.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 1 Zeho gny zakan'i Yaveh: "Eza gny fagnamarignam-pisaraha ze nisarahako tamin'gny renindrareo? Ia tamin'ireo papisambosy Anahy gny nivarotako andrareo? Ingo, navily handrareo oho reo fahotandrareo,vo noho reo fikomiandrareo, dra nalefa nandeha gny renindrareo.