txy_isa_text_reg/47/14.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 14 Ingo, hazary mololo ereo. Hagnoro andreo gny afo. Sy hahavonzy gny ainy eo an-tagnan'gny lelan'efo ereo. Sy hisy bain'afo hagnafanaandreo sady sy hitoboku agnilan'gny afo ereo! \v 15 Zeho gny fa nahavy andreo ho amindrareo, reo ze fa niara-niasa tamindrareo, say niara-nivily vo iara-nivarosy tamindrareo fony tanora handrareo, vo izy aby dra bo manao gny hamolany avo; dra nofa mitoka vonzy handrareo, dra sy hisy ndre ia ndre ia afaky hamonzy andrareo."