txy_isa_text_reg/47/01.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 1 Mizosoa dra mitoboha eo amin'gny botany, ry zanaky vavy virizin'i Babylona; mitoboha eo amin'gny tany sy misy fiandriana, ry zanaky vavin'gny Kaldeana. Sy ho tokavy ho kanto vo marefo sasy handrareo. \v 2 Rambeso gny fikosoham-bary dra mandisana vary; alao gny voalindrareo, alao gny akazo lavandrareo, aboridagni gny tombondrareo, dra miapita gny renirano.