txy_isa_text_reg/45/11.txt

1 line
217 B
Plaintext

\v 11 Zeho gny zakan'i Yaveh, gny Raiky Masin'Israely, Pahary anazy: 'Nagnino hanao gny nametra-pagnotania gny amin'ize ahiko ho an'gny zanako? Mizaka aminahy ze tokony hahiko mahakasiky reo asan'gny tagnako se hanao?