1 line
492 B
Plaintext
1 line
492 B
Plaintext
\v 4 Noho gny amin'i Jakoba panopoko, vo Israely voafiliko, dra nitoka aniha tamin'gny agnaraniha Zaho: nagnome aniha agnaram-boninahisy, ndre dra sy nahafatasy Anahy aza hanao. \v 5 Zaho gny Yaveh, sady sy misy hafa; sy misy Zagnahary ankoasy Anahy. Zaho gny apisiky aniha ho amin'gny aly, Ndre dra sy nahafatasy Anahy aza hanao; \v 6 so hahafataran'gny olo hatragnu amin'gny fiposahan'gny masoandro, ka hatragny andrefa, fa sy misy zagnahary ankoasy Anahy: Zaho gny Yaveh, dra sy misy hafa. |