txy_isa_text_reg/44/03.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 3 Fa handasaky rano amin'gny tany mangetana, vo rian-doharano amin'gny tany maiky Zaho; handasaky gny Fagnahiko amin'gny zanakiniha Zaho, dra ho amin'ireo zanakiniha gny fitahiako. \v 4 Hisimoky eo amin'gny ahisy, manahaky gny hazomalahelo eo agnilan'gny rian-drano ereo.