txy_isa_text_reg/42/12.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 12 Aoky hagnome voninahisy an'i Yaveh ereo sady hagnambara gny fiderany amin'gny tany amoronsiraky.\v 13 Hiboaky manahaky gny pialy i Yaveh; manahaky gny lelahin'aly hapirisin'gny zotom-pony Izy. Hikoraky Izy, eka, hierosy amin'gny korakin'aly Izy; hasehony gny fahavalony gny heriny.