txy_isa_text_reg/42/10.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 10 Miansa hira vaovao ho an'i Yaveh, vo gny fiderany hatragny amin'gny faran'gny tany; handrareo ze mizoso agny amin'gny ranomasy, vo ze iaby aminazy ao, reo tany amoronsiraky, vo reo ze mivelo agny. \v 11 Aoky hitaray gny efisy vo reo tana, gny tan ze honegnan'i Kedara, dra hikoraky amin'gny fifalia! Aoky hihoby gny ponin'i Sela; aoky hikoraky boaky eo an-tapon-tendrombohisy ereo.